SATRIKO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana e, Hihira ho Anao
Ho fiderako ny Anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny vtkfvm aiko izay tao an-davaka
Satriko foana e, hivavaka
Raha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po
Refrain :
Satriko ny momba ahy rehetra ho Anao
tononkira.serasera.org Nefa izao fiainana qkzxsdo izao manintona ahy
Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
Hanafaka ny gadra izay mamatotra ahy
Satriko foana e, kcxmzug hanompo Anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako
Refrain : Satriko ......
Ho fiderako ny Anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny vtkfvm aiko izay tao an-davaka
Satriko foana e, hivavaka
Raha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po
Refrain :
Satriko ny momba ahy rehetra ho Anao
tononkira.serasera.org Nefa izao fiainana qkzxsdo izao manintona ahy
Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
Hanafaka ny gadra izay mamatotra ahy
Satriko foana e, kcxmzug hanompo Anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako
Refrain : Satriko ......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 3496
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/03/2007 13:00
