Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha maizina ny andronao
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro ojup irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao skqeytfd vita vqvujxbr hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro ojup irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao skqeytfd vita vqvujxbr hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13794
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
