Tsara iafarana (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio foana ny angidina
Tsy orou mahagaga tsy akory f’izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio
Kendreo izay egzcy ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana tononkira.serasera.org ka voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana osxro tsara hiafarana
[Duo-Rija RAMANANTOANINA]
Tsy orou mahagaga tsy akory f’izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio
Kendreo izay egzcy ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana tononkira.serasera.org ka voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana osxro tsara hiafarana
[Duo-Rija RAMANANTOANINA]
--------
Rohy:
