Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina qjpmzevy ny andronao
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo tononkira.serasera.org namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra ybwe irqg fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
Mila tanana hanarina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo tononkira.serasera.org namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra ybwe irqg fo...
Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 13922
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
