Hanadino anao (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanadino anao aho
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony hoe "mba tononkira.serasera.org avia
Hanadino anao ka fuvfqhd Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina raque cbaup tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony hoe "mba tononkira.serasera.org avia
Hanadino anao ka fuvfqhd Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina raque cbaup tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 1581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felandrano
Daty : 22/09/2022 20:13
