Hanadino anao (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanadino anao aho
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony uiewfho hoe "mba avia
Hanadino anao ka oxcdw Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina tononkira.serasera.org tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko lyuvzf ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony uiewfho hoe "mba avia
Hanadino anao ka oxcdw Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina tononkira.serasera.org tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko lyuvzf ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Do RajohnsonHits : 1647
Likes : 0 Like
Created by : Felandrano
Date : 22/09/2022 20:13
