SATRIKO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana e, Hihira ho Anao
Ho fiderako tononkira.serasera.org ny Anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny aiko izay tao omtqee an-davaka
Satriko foana e, hivavaka
Raha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po
Refrain :
Satriko ny momba ahy rehetra ho Anao
mdygblp Nefa izao fiainana izao manintona ahy
Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
Hanafaka ny gadra puqwycz izay mamatotra ahy
Satriko foana e, hanompo Anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako
Refrain : Satriko ......
Ho fiderako tononkira.serasera.org ny Anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny aiko izay tao omtqee an-davaka
Satriko foana e, hivavaka
Raha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po
Refrain :
Satriko ny momba ahy rehetra ho Anao
mdygblp Nefa izao fiainana izao manintona ahy
Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
Hanafaka ny gadra puqwycz izay mamatotra ahy
Satriko foana e, hanompo Anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako
Refrain : Satriko ......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 3407
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/03/2007 13:00
