VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa tononkira.serasera.org be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia hmjpn nilaozanao re
Mangina e, mangina xfvilwpj khsvy ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa no hiantana alahelo.
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa tononkira.serasera.org be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia hmjpn nilaozanao re
Mangina e, mangina xfvilwpj khsvy ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa no hiantana alahelo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 29285
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian Rakotovao
Daty : 09/04/2003 11:07
