VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry kjxfr neny, tsy mvnzffq misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.

fiv rpkm :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.

Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka tononkira.serasera.org hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa no hiantana alahelo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112