Vavaka (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka
Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
D'eo anoloanao, fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny hasiko no alefa, any hiantefa, Any hiantefa. X2
Hivavaka aho amin’ny Ray
Mba hatonga antsika ho iray
lahatra no tononkira.serasera.org azy vinavina no ety
Hivavaka aho ho anao
Hivavaka ilfw aho ho antsika X2
Ny fitiavako ry vvyuqz tiana
Toa tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?
Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo ity
Ka ho aiza ratantely ? Lasa indray mitady mamy ery ?
Hivavaka aho...
Raberanto.
Hisaorana ny namana nanampy tao amin’ny ttrnfcv forum.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RABERANTOHits : 7867
Likes : 1 Like
Created by : pissoa
Date : 15/09/2006 22:24