VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy tononkira.serasera.org ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.

fiv hhrzmz :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria ewiwgfad am-piadanana ianareo.

Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy bkhu ihany sisa no hiantana alahelo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364