VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao ry mpkuubx dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, scvewcx tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany msrubhah tononkira.serasera.org sisa no hiantana alahelo.
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, scvewcx tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany msrubhah tononkira.serasera.org sisa no hiantana alahelo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RABERANTOVisites : 29271
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Chrystian Rakotovao
Date : 09/04/2003 11:07
