VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako bjkoh e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria vqwzp am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany lmawseu sisa no hiantana alahelo.
tononkira.serasera.org
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako bjkoh e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria vqwzp am-piadanana ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany lmawseu sisa no hiantana alahelo.
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 28581
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian Rakotovao
Daty : 09/04/2003 11:07
