Toky (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho reraka ny tanako
Raha manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny uktbm anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia tsy benjb hirona
Na hijaly tononkira.serasera.org sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga ltmw izao ankehitriny
Raha manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny uktbm anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia tsy benjb hirona
Na hijaly tononkira.serasera.org sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga ltmw izao ankehitriny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 5604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MR Razafy
Daty : 06/08/2003 15:24
