Toky (MR Razafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho reraka ny tanako
Raha manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao awwixven ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia hobfzqsr tsy hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga izao ankehitriny tononkira.serasera.org smcqsm
Raha manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao awwixven ts’ hisy fetra
Ref: N’inon’inona hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia hobfzqsr tsy hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga izao ankehitriny tononkira.serasera.org smcqsm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MR RazafyVangy : 5815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MR Razafy
Daty : 06/08/2003 15:24
