Toky (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho reraka ny tanako
Raha tononkira.serasera.org manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny jlgyfpvl anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra


Ref: N’inon’inona eohdoky hidona
N’inon’inona hiantra
Ny foko tia tsy okxns hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiako
Ka na iza hana-tsiny
Tonga izao ankehitriny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MR Razafy
Hits : 5817
Likes : 0 Like
Created by : MR Razafy
Date : 06/08/2003 15:24
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112