Ho olom-baovao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny amiko manontolo, eo an-tananao
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha tononkira.serasera.org an´i satana
Ny ghzi fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa lsymru mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny ybcrp mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha tononkira.serasera.org an´i satana
Ny ghzi fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa lsymru mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny ybcrp mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:40
