Ho olom-baovao (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny amiko manontolo, eo an-tananao
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia icbv mafy aza pmgfn ny mitia fahavalo
Hanetry tena tononkira.serasera.org hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha an´i satana
Ny fihetsiko tmjso hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia icbv mafy aza pmgfn ny mitia fahavalo
Hanetry tena tononkira.serasera.org hiaraka aminao
Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha an´i satana
Ny fihetsiko tmjso hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray
2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:40
