Tia (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha maizina ny andronao
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy dhnfy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy irmqmr iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia tononkira.serasera.org nao...
Mbola tia , tena tia cpcxmlk anao...
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy dhnfy ahita izao
Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo
Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy irmqmr iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...
Tia anao...tena tia tononkira.serasera.org nao...
Mbola tia , tena tia cpcxmlk anao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 12904
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:36
