Mbola ho avy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa tononkira.serasera.org aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy sy ianao fiainam-baovao

Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina wnhynwvg indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e

Efa mino qrsyia sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana etscko
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka

Fiv (in-2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tselatra
Vangy : 17377
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/09/2002 16:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0905