Mbola ho avy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e xxcfikd
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy sy tononkira.serasera.org ianao fiainam-baovao

Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e

Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay juplio ttproml miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka

Fiv (in-2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselatra
Visites : 17379
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/09/2002 16:05
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437