tompo ô (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o , Ianao no mpanjaka mahery
tena fitia , mpitari-dalana ny dia
Ianao irery, mandrava ny ratsy
mierina , miaro n’aiza n’aiza aty

Sambatra aho tafaraka aminao
tsara fo , madiodio saina koa
tretrika aho , midera ny anaranao
fa tsy miova , tsy miova anatiko ao ianao

Tompo o , Ianao no fanilonay ety
be fitia , mitsinjo e , ny dia
ny lanitra sy ny tanyrehetra ao @ izany ho’aho
tena lova , lova tsy napetrakao ho ahy

faly aho e, mihira ny hiranao e
fa masina e, masina tokoa Ianao
ny hiranao e , matoky ny anaranao e
fa tsy miova , tsy miova anatiko ato ianao
--------
Link:
Comments
erisandy.14 ( 17/12/2015 17:16)
hoatran'ny hoe tsy ampy hoaho ity tononkira ity e! sa ve aho no diso
ikalamako ( 18/12/2015 21:34)
raha anananao ny tonony feno dia alefaso fa amboarintsika izy. Izaho aloha tsy mahay ilay hira ka asa na ampy na tsia
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tselatra
Hits : 3565
Likes : 1 Like
Created by : jangil12
Date : 17/04/2004 14:40
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727