Mbola ho avy (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka tononkira.serasera.org ho ahy sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa rxqouqjt mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny ipphlsk taona
Dia handalo odxb haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka tononkira.serasera.org ho ahy sy ianao fiainam-baovao
Fiverenana :
Fa rxqouqjt mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e
Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny ipphlsk taona
Dia handalo odxb haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka
Fiv (in-2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TselatraHits : 17028
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/09/2002 16:05
