Mbola ho avy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka izaho sy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy sy ianao fiainam-baovao

Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray nlztz e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny yrfq aretinao e

Efa mino sahady aho
Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana
Fa tononkira.serasera.org ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka

Fiv (in-2)
yehuoymj

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tselatra
Hits : 17380
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/09/2002 16:05
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0191