Aza omena tsiny (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA OMENA TSINY
Vao nanomboka dia tsara fiandohana tononkira.serasera.org ny fiarahana
Tsy nieritreritra izay hiafarana, noho ilay fitiavana
Toa mxpsk abhtzeph vita daholo izay rehetra mba niriana sy niezahana
Na ny tsy mety na ny tsara nifaliana, noho ilay fitiavana

Toetra tsy anananao, izay indray izao no iainanao
Mandeha mankatsy, mandeha manketsy
Tsy fanao
Aza omenao tsiny aho, raha toa ka
Tsy ho any aminao
Fa ny fitiavana tsy atao toy izao

Niova hono ianao, niova tsy toy ny taloha
Manao izay tianao atao
Izay no masaka andoha

Toetra tsy anananao, izay indray izao no iainanao
Mandeha mankatsy, mandeha manketsy
Tsy fanao
Aza omenao tsiny kurmfang aho, raha toa ka
Tsy ho any aminao
Fa ny fitiavana tsy atao toy izao

KIAKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114