Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza omena tsiny (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA OMENA TSINY
Vao nanomboka dia tsara fiandohana ny fiarahana
Tsy nieritreritra izay tononkira.serasera.org hiafarana, noho ilay fitiavana
Toa vita daholo izay rehetra mba niriana sy niezahana
Na ny tsy mety na ny tsara nifaliana, noho ilay fitiavana
Toetra uuininzi tsy anananao, izay indray izao no iainanao
Mandeha mankatsy, hqyoxtfg mandeha manketsy
Tsy fanao
Aza omenao tsiny aho, raha toa ka
Tsy ho any aminao
Fa ny fitiavana tsy atao toy izao
Niova hono ianao, niova tsy toy ny taloha
Manao izay tianao atao
Izay no masaka andoha
Toetra tsy anananao, izay indray izao sjgmusj no iainanao
Mandeha mankatsy, mandeha manketsy
Tsy fanao
Aza omenao tsiny aho, raha toa ka
Tsy ho any aminao
Fa ny fitiavana tsy atao toy izao
KIAKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 10454
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 15/06/2002 17:22