Mamy ny mody (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody any aminay
Rehefa yutjrz ilaozana tahak'izay
Misaraka ela ny tokantrano
Ireo zay tavela manganohano
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re jpciysw roy e, mamy
Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy rojsg tononkira.serasera.org ela nangina
Injao miantefa, modia modia
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Barijaona sy O'Suzah
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody any aminay
Rehefa yutjrz ilaozana tahak'izay
Misaraka ela ny tokantrano
Ireo zay tavela manganohano
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re jpciysw roy e, mamy
Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy rojsg tononkira.serasera.org ela nangina
Injao miantefa, modia modia
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Barijaona sy O'Suzah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 3031
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/09/2018 11:37
