Mamy ny mody (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy macdyb ny mody re roy e, mamy

Mamy tononkira.serasera.org ny mody any aminay
Rehefa ilaozana tahak'izay
Misaraka ela ny qjxtk tokantrano
Ireo zay tavela manganohano

Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy

Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy ela nangina
Injao pakqygps miantefa, modia modia

Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy



Barijaona sy O'Suzah

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona
Hits : 3202
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/09/2018 11:37
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.958