Mamy ny mody (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilsgcbvx Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody any aminay
Rehefa tononkira.serasera.org qfudq ilaozana tahak'izay
Misaraka cywuo ela ny tokantrano
Ireo zay tavela manganohano
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy ela nangina
Injao miantefa, modia modia
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Barijaona sy O'Suzah
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody any aminay
Rehefa tononkira.serasera.org qfudq ilaozana tahak'izay
Misaraka cywuo ela ny tokantrano
Ireo zay tavela manganohano
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Miandry ahy any ilay nosy soa
Raha manina hatrany, oneno ny fo
Manina anefa fa tsy ela nangina
Injao miantefa, modia modia
Mamy ny mody re roy e, mamy
Mamy ny mody re roy e, mamy
Barijaona sy O'Suzah
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 3096
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/09/2018 11:37
