Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao qgybjovy aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho usxv etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely tononkira.serasera.org aho,
Raha mba teo tokoa yrrcqp mantsy ianao.
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho usxv etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely tononkira.serasera.org aho,
Raha mba teo tokoa yrrcqp mantsy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 25643
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 18:48
