Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono tononkira.serasera.org ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny neuq kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana zzklrly anao
Hay nanonofy anao fotsiny grcde aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
Mitsingevana hono tononkira.serasera.org ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny neuq kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana zzklrly anao
Hay nanonofy anao fotsiny grcde aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 26162
Likes : 3 Like
Created by : oni
Date : 14/12/2001 18:48
