Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy ukrezoa anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ogyjo ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tononkira.serasera.org tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky rkyv kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy ukrezoa anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ogyjo ataontsika kilalao...
Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao tontolo izao...
Dia nifoha tononkira.serasera.org tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky rkyv kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 26155
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : oni
Date : 14/12/2001 18:48
