Nofy (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...

Nanonofy tononkira.serasera.org anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kxsufur kintana ataontsika kilalao...

Avia atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý no omeko anao
Omeko anao izao ahovyewz tontolo izao...

Dia nifoha tamin’izay ary aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy egrhu anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 26156
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 18:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144