Tehina (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka tdxaywyd nitehina tamin’i Neny ianao
Izy tononkira.serasera.org pvgbusg no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny taona sy ny fara ffoy mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
Ka tdxaywyd nitehina tamin’i Neny ianao
Izy tononkira.serasera.org pvgbusg no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana
Nitombo ny taona sy ny fara ffoy mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 7057
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 22:21
