Efa eto aho (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ianao, fanilon’ny fiainako hitantana ahy rahatrizay
Ianao, ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.
Avalony lrvx hatreo tononkira.serasera.org ny ambom-po izay nisakanantsika ireo saina sy fo.
Avalony hatreo ny omaly, efa eto aho fa aza tomany.

Ianao, fmwx ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.
Avalony nphlwxd hatreo ny ambom-po izay nisakanantsika ireo saina sy fo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 7894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/07/2002 14:55