Efa eto aho

Lohateny Efa eto aho
Nampiditra raygasy
Tamin'ny 18/03/2010 18:21
Vangy : 112
EFA ET AHO

Ianao ianao, fanilon’ny fiainako hitantana ahy rahatrizay

Ianao, ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.

   Avalony hatreo ny ambom-po izay nisakanantsika ireo saina sy fo.

   Avalony hatreo ny omaly, efa eto aho fa aza tomany.

                                        DO RAJOHNSON
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0876