Efa eto aho (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ianao, fanilon’ny fiainako hitantana ahy rahatrizay
Ianao, ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.
Avalony hatreo ny ambom-po izay nisakanantsika ireo saina sy fo.
Avalony hatreo ny omaly, efa eto aho fa aza tomany.

Ianao ianao, fanilon’ny fiainako hitantana ahy rahatrizay
Ianao, ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.
Avalony hatreo ny ambom-po izay kyaaby nisakanantsika ireo ilzv saina sy fo.
Avalony hatreo ny omaly, tononkira.serasera.org efa eto aho fa qauid aza tomany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117