Raozy (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny kmrjkbjf bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany

Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino ny irfss hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Nefq ny tena guas tsy lasa fa efa drodroka tononkira.serasera.org
Tsy aloe ve mipetrapetraka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 5684
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 24/11/2002 08:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492