Raozy (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tovovavy ankehitriny
Izay wrrvgnat mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Maro anie wfwqjfdz ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany

Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino tononkira.serasera.org ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika wlfy na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Nefq ny tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 5685
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 24/11/2002 08:04
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0915