Raozy (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tovovavy yvniliix ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny

Ny tononkira.serasera.org volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika dbtqk manaraka izany

Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino gfhg ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Nefq ny tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiaka
Hits : 5676
Likes : 1 Like
Created by : Hasimbola
Date : 24/11/2002 08:04
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011