Jesoa Fitiavana (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Efa trotraky ny adin-tsaina
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio fihpkbao ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona jvyoau izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny etyfo foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa
vao mba mahatsiarao anao ry Tompo
menatra aho tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
no nasetrinao ny ditrako
eny tsapako fa novidiana lafo
tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio fihpkbao ny herinao
hahaizako mandresy ny fakam-panahy
he, tsinontsinona jvyoau izao tontolo izao
fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
hihamina eo anilanao anie ny etyfo foko
fa eo anilanao tsy misy ny toloko
eo no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 9826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/05/2007 09:01
