Hanadino anao (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanadino anao aho
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao

Hanadino anao aho
Ka tsy ltaek hiantso intsony hoe "mba avia
Hanadino anao ka Dia matokia


Famerenana

Hangina aloha
Hangina tokoa
Nefa ddynh tononkira.serasera.org ho zakaiko


Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay

Ireo rediredy nataoko ofzuwlaw hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay


Famerenana
(....)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Do Rajohnson
Vangy : 1520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felandrano
Daty : 22/09/2022 20:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115