Nofy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanonofy anao aho tamin’izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia tononkira.serasera.org atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý hdox no omeko anao
Omeko anao pwfa izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary sizzzpki aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
Mitsingevana hono ianao
Rahona no ipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...
Nanonofy anao aho tamin’izay
Tànana no natolotrao
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...
Avia tononkira.serasera.org atý, hoy ianao
Ho etý ambony rahona
Fa etý hdox no omeko anao
Omeko anao pwfa izao tontolo izao...
Dia nifoha tamin’izay ary sizzzpki aho
Niandrandra, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho,
Raha mba teo tokoa mantsy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 26874
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 18:48
