Fandriampahalemana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho soloina ho ronono ny basy sy ny baomba hono
Dia ho lanitra ny tany, foana izany ady izany
‘Reo Mpitondra hifamepetra, fandriampahalemana no fetra
F'isika kosa ato aoriana hanatanteraka ny Dina
Ny marary ho tsaboina, vonjena bowuryx koa ireo traboina
Ny kamboty sy ireo noana, tsy avelavela tononkira.serasera.org eo foana
Ny rahalahy natao hiady, tsy hijanona eny am-bava ady
Fa hiaraka hanantontosa ny adidy miavosa
Ireo gadra sesitany ajbinpi tsy ho hadinontsika any
Tolorana fitiavana tsy ho hariana fa havana
Aoka re raha azo atao sbiwydv hilamina izao tany izao
Fandriampahalemana ihany no hany hamafa ny tomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4997
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/10/2012 20:10