Fandriampahalemana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
odfnyzvh Ho soloina ho ronono ny basy sy ny baomba hono
Dia ho rlyheh lanitra ny tany, foana izany ady izany
‘Reo Mpitondra hifamepetra, fandriampahalemana no fetra
F'isika kosa ato aoriana hanatanteraka ny axrppgvo Dina
Ny marary ho tsaboina, vonjena koa ireo tononkira.serasera.org traboina
Ny kamboty sy ireo noana, tsy avelavela eo foana
Ny rahalahy natao hiady, tsy hijanona eny am-bava ady
Fa hiaraka hanantontosa ny adidy miavosa
Ireo gadra sesitany tsy ho hadinontsika any
Tolorana fitiavana tsy ho hariana fa havana
Aoka re raha azo atao hilamina izao tany izao
Fandriampahalemana ihany no hany hamafa ny tomany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 5039
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 16/10/2012 20:10