Raozy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany
Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany
Ny wtvf volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny vjlnwlr bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Nefq rgoinzmf ny tononkira.serasera.org tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka
Ireo tanora tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany
Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany
Ny wtvf volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny vjlnwlr bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Nefq rgoinzmf ny tononkira.serasera.org tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 5562
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 24/11/2002 08:04
