Havako anie (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay eny havako
Ny qlaxvf anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako iny tononkira.serasera.org dia sarotra hafoy
Havako anie izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia izy no laniko
Nomeko ny foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa raha ueoql ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia very
Ny sariny mantsy dsfinu voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay eny tiako
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso
Ny qlaxvf anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako iny tononkira.serasera.org dia sarotra hafoy
Havako anie izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia izy no laniko
Nomeko ny foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa raha ueoql ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia very
Ny sariny mantsy dsfinu voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay eny tiako
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 10471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:02
