Ampidiro aloha ny tenimiafina
Havako anie (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay eny havako
Ny anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako nkwvyvzl iny dia sarotra hafoy
Havako anie izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia izy no laniko
Nomeko ny foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa raha ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia xcymfb tononkira.serasera.org very
Ny xuxmf sariny mantsy voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay eny tiako
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso
Ny anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako nkwvyvzl iny dia sarotra hafoy
Havako anie izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia izy no laniko
Nomeko ny foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa raha ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia xcymfb tononkira.serasera.org very
Ny xuxmf sariny mantsy voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay eny tiako
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 10462
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/08/2002 14:02
