Havako anie (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay eny havako
Ny anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako iny dia sarotra hafoy
Havako anie izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia gvscdy izy no laniko
Nomeko ny bjwd foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa kwkviqx raha ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia very
Ny sariny mantsy voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay tononkira.serasera.org eny tiako
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BarijaonaVisites : 10610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/08/2002 14:02