VORONA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin’olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K’ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina abiaiyf izy izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr’antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino
Tsy ghxfbo ditrany hono hoe tononkira.serasera.org no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy fnzhh antery anefa fa nafaitra loatra ilay fitenin’ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela
Tsy vato anie ny fo f’injao mitempo ihany vonona hifamela

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 18841
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/09/2002 12:43